Entry | 1 ambin' ny folo |
Part of speech | 2 adjective |
Elementary words | 3 amby, folo |
All compound words |
|
Examples |
11 [2.472] Amin' ny iraika ambin' ny folo eo ho eo. 12 [1.320] Misy mpikambana iraika ambinifolo ao amin' ny Fitsarana Avo. 13 [2.649] Roa ambin' ny folo no isany. 14 [2.508] Nanasina azy izy roa ambinifolo lahy. 15 [2.996] Efatra ambin' ny folo izy rehetra. 16 [2.285] Dimy ambin' ny folo no sahiko! 17 [2.996] Ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany. |
Vocabulary |
18 Mathematics: arithmetic |
Other spellings | 19 ambinifolo |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |